- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fandraisana anjara BBC : “fomba fijerinao izao tontolo izao”

Sokajy: Angletera, Media sy Fanoratan-gazety, Sarimihetsika, Zavakanto & Kolontsaina

Nosoratan'ny Young People's Media Network [1] fa mila anao ny BBC handefa aminy roa minitram-panadihadiana amin'ny “fomba fijerinao izao tontolo izao” ka haely manerantany izany.  Hatramin'ny faha-12 marsa ho avy izao no iandrasana izany [2].  Azonao vakiana ato [3] ny fisoratana anarana ho amin'izany [fifaninanana] izany. [3]

Juliana Rincón Parra [4]