- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Chili: Tsy nahomby ny fifandraisana

Sokajy: Amerika Latina, Shily, Voina

Jorge Barahona no manoratra ny tsy fahombiazan'ny fitondrana Chiliana teo amin'ny lafiny fifandraisana an-tserasera [es] [1] taorian'ny horohorontany, izay tsy nampiasa araka izay tratrany ny fitaovana teo ampelatanany. Na izany aza dia nankasitrahany indrindra ireo fifampitam-baovao tahaka ny Twitter sy ny fidirana an-tserasera 3G izay nahafahany mahara-baovao.

Eduardo Avila [2]