- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sri Lanka: Sivana sy ny tena fanontaniana

Sokajy: Sri Lanka, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Teknolojia, Zon'olombelona

Sanjana Hattotuwa ao amin'ny bolongana ICT for Peacebuilding (ICT4Peace) no mamelabelatra [1] momba ny baikon'ny filoha “hampiato ny vinavina napetraky ny mpandrindra Sri Lankey momba ny fifandraisandavitra hanivana ny vohikala manohitra ny fitondrana” sy nanontaniany zava-maro.

Rezwan [2]