“Nalaza dia nalaza tokoa ny nataon'ity mpanolotra fandaharana amin'ny televizionam-pivavahana iray ity raha niampanga ny fianakaviany ny anao vavy, nandao ny fofombadiny ary niala tamin'ny asany noho ny baiko tamin'ny alalan'ny imailaka nataona televanjelisitra amerikana iray azy,” hoy ny notaterin'ny Hot Secrets [1].
Kenya: Fa inona ity nataon'ilay Mpanolotra TV fivavahana ity?
· Mpanoratra Ndesanjo Macha Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Kenyà, Fivavahana