- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Ny atao amin'ny boky antitra

Sokajy: Rosia, Fanabeazana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Haisoratra, Zavakanto & Kolontsaina, Akon'ny RuNet

Manary ny boky noho ny fahanterany sy tsy fisian'ny mpamaky azy intsony ny trano famakiam-boky maro, hoy [1] ny mpanao tsikera literera Alexander Zhitinski [RUS]. Ny an'ny trano famakiam-boky iray any Saint-Petersburg aza dia ny boky rehetra nivoaka talohan'ny taona 1999 no nariany. Niteraka adihevitra an-tserasera [2] [RUS] moa izao tsy fanajana boky izao raha tsy mahalala ny fisian'izany akory ny mpampita vaovao mahazatra

Alexey Sidorenko [3]