- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: mamantatra ny toerana misy ny bus eo noho eo

Sokajy: Rosia, Fitantanam-pitondrana, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna, Akon'ny RuNet

Ny fitantanana ny tanànan'i Ryazan [1] [ENG] any Rosia Afovoany no voalohany any amin'ity firenena ity nametraka sarintanin'ny fivezivezen'ny fiara fitaterana [2] [RUS] hoy ny tatitry ny gov-gov.ru [3]. Azo arahina amin'ny alalan'ny aterineto eo noho eo manko ny fiara fitaterana noho ny fisian'ny fitaovana GPS any anatin'izy ireny tsirairay avy.

Alexey Sidorenko [4]