- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ejipta: Alaivo aloha ny Corolla-nareo

Sokajy: Ejipta, Japana, Toekarena sy Fandraharahàna

Manamarika i [1] Zeinobia fa nanery ny Toyota Ejipta haka ny sasany amin'ny maodeliny avy any amin'ny fivarotana fiara ny Sampana Ejipsiana miaro ny mpanjifa [2] mba hanitsy ireo Toyota manana fahasimbana fa anjaran'ny orinasa ny fandaniana amin'izany.

Eman AbdElRahman [3]