Mpanoratra misongadina: Hisham

(Avy amin'ny mpandika : Tsy nety napetraka ny video teto)

Amin’ny maha dokotera monina sy miasa any Frantsa azy, i “Hisham” (Hisham Khribchi) dia iray amin’ireo mpikambana mpanorina ny vohikala Talk Morocco, izay miezaka ny ho seha-pifanakalozana handrisihana ny fifampiresahana avo lenta, misokatra ary mendri-kaja momba ny olana mahakasika an’i Maraoka sy ny Diaspora

Ambonin’ny fanoratany ao amin’ny blaoginy manokana The Mirror, Hisham dia mandray anjara koa amin’ny Global Voices Online izay nanoratany momba an’i Maraoka hatramin’ny Aprily 2009. Azo atao koa ny mahita azy ao amin’ny Twitter amin’ny @Hisham_G

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.