Tamberina 2009 Azia Atsimo

Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho an'ny firenena atsimon'i Azia amin'ny alalan'ny mason'olo-tsotra tia mampita vaovao. Isaorana manokana ireo mpanoratry ny Global Voices ho an'i Azia atsimo noho ny fahiratantsain'izy ireo sy ny asa mafy notontosainy nandritra ny taona.

Mafy ny taona ho an'i Azia atsimo satria tratran'ny fitotonganana ankapobeny ihany koa ny mponina any. Fiaviana mpiasa mifindra monina maro ho an'ireo firenena an'i (Azia) Afovoany antsinanana sy faritra hafa manerantany io faritra iray io. Hitanay fa maro ireo mpiasa nifindra monina no niverina an-tanindrazana noho ny fahaverezan'ny asa sy ny fihenan'ny tolotra azo nohararaotina. Adihevitra lehibe ihany koa ny resaka angovo fa maro ny firenena no tsy maintsy nizatra fahatapahan-jiro sy delestazy.

Bangladesh

%3

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.