Tantara tamin'ny 24 Novambra 2009
Filipina: Dokambarotra kandidà ho filoham-pirenena amin'ny fahitalavitra
Hisy fifidianana filoham-pirenena any Filipina amin'ny taona ho avy. Efa nanomboka ny fotoan'ny fifidianana amin'ny famenoana ireo antontan- taratasy filatsahana any amin'ireo biraom-panjakana manerana ny firenena. Ho fanairana sy fampahafantarana...
Masedoanina: Mihira Skopiana
Ny antoko mpihira kibo saoky ny nahiny “Mihira Skopiana” (Masedoniana: Распеани скопјани amin'ny endritsoratra Sirilika (grika) ary Raspeani skopjani amin'ny endri-tsoratra Latina) dia vondron'ireo olom-pirenena avy ao Skopje izay maneho...
Rosia: misaona ny fahafatesana tanora miady amin'ny fasisma
Tanora miady amin'ny fasisma anjatony no nivory tao ampovoan-tanànan'i Moskoa. Misaona ny namonoan'ny neo-nazi an'i Ivan Khutorskoy, mpikatroka ao amin'ny “Antifa,” hetsika rosiana manohitra ny fasisma ry zareo. Nolazain'ny [ENG]...