- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Egypta: Gamal Mubarak … Fa nahoana no tsy izy?

Sokajy: Ejipta, Fahalalahàna miteny, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Nifanojo ny  fandraisana an-tànana nataon”i Sharek sy ny an'i Gamal Murbak [1], nanapaka hevitra ny hanao ny fampielezan-kevitra amin'ny fombany manokana [2][AR] ho an'i Gamal Murbak ity mpihira Egyptiana iray Mohsen El Sayad Gamal Mubarak .

Leih Maye7komshi (Maninona izy no tsy natao hitondra?) no lohatenin'ny hira [2]ary Wa7da Masreya [3] manoritra ny tonon-ira hoe:

طيب ليه ميحكمشي طيب ليه ميمسكشي

ده فاهم و ابن ريس و الموضوع مدروس و لا محتاج لسلطة و لا محتاج لفلوس ريس و أبن ريس سيبك من التهييس سيبك من اللي يقولك حيخدها بالتوريث

كل الصعايدة بيحبوا جمال و الفلاحين بيحبوا جمال المصريين بيحبوا جمال

دة باشا و ابن باشاجمال مبارك حنتخبوا لو رشح نفسة حنتخبوا 99% بيقولوا عايزين جمال ” 80 بص بعينك على مليون طلع لي حد غيرة بس يكون مضمون

إيه يعني جمال مبارك يجي بعد أبوه

Fa maninona izy no tsy tokony hitondra? Maninona izy no tsy mety? Izy no mahay tsara indrindra! Zanaky ny filoha izy! hainy daholo ny zavatra rehetra! Tsy mila fahefana izy! Tsy mila harena izy! Teraka filoha mba ho filoha … Aza mihaino an'ireo zay milaza azy  handova ny fitondrana  ianareo! Tia an'i Gamal avokoa ny Egyptiana ambony … Tia an'i Gamal avokoa ny tantsaha  [fala7een] … Tia an'i Gamal avokoa ny Egyptiana … satria izy andriana teraka avy amin'ny andriana. Hifidy an'i Gamal Murbak aho. Raha voaantso [nominated], hifidy an'i Gamal Mubarak aho. 99% ny olona no miteny fa Gamal no ilainy. 99% no tia an'i Gamal. Jereo tsara amin'ireo Egyptiana 80 tapitrisa ary itadiavo olona mety kokoa noho i Gamal Mubarak  aho . Niaina tamim-piadanana aho ary tiako koa ny zanako  hankafy ny toy izany fiainako izany … ka lazao ahy inona no tsy mety amin'i Gamal Mubarak handimby toerana ny rainy?

Eo am-pamaranana ny lahatsorany, hoy izy:

جيمي يعيش في مصر تانية هي مصر رجال الأعمال و أنه سيفشل في إستقطاب الشباب على الإنترنت من خلال الفيس بوك او التدوين لانها ادوات تعتمد على حرية التعبير و جمال ينتمي لحزب حاكم يقمع و يحارب حرية التعبير و يعتقل و يحاكم المدونين و أضافت أن جمال و حزبة لديهم مدونات ورقية مثل الأهرام و الجمهورية و
صحف الحكومة هي تكفيهم و تهلل لهم هنيئا لجمال بالاغنية الجديدة و و يا رب مايحكمش و إيييييييه
Any Egypta hafa i Jimmy (Jamal) no mipetraka ; miaina any amin'ny Egypte voabahan'ny mpanao afera izy, ary tsy ho vitany ny hanala ny faharisian'ny tanora amin'ny Facebook na ny blog satria samy fitaovana tena iankinana betsaka amin'ny fahalalana maneho hevitra; kanefa , i Gamal, izay ao amin'ny antokon'ny mpitondra izay manindry sy miady amin'ny fahalalahana miteny, dia misambotra sy mitsara ireo mpitoraka blaogy. Namoaka an-taratasy blaogy vitsivitsy i Gamal sy ny antokony; Al Ahram [4]sy ny gazety Al Gomhuria [5]ary gazety hafa no nankahery an-dry zareo. Tiavo ny hiranao ry Gamal Mubarak … ary enga anie enao tsy hitondra mihitsy.

Nandefa tononkira ihany koa ny Appy planet [6]ary nanamarika:

انا بجد عاوزة اقولكم الصدمه الكبرى انى لما بسال بعض الناس تقول وماله ليه ميحكمشى دا كويس

وهو اصلا ميعرفوش حد غيره بمعنى ان اغلبيه الطبقه الفقيرة اللى ميعرفوش حاجه غير قوتهم اليوميى يقولك اه يمسك دا ابن الريس واضح يا شوباب اننا بس قله مندسه واحنا اللى مش عاوزين

te hilaza aminao ny nahatohina mafy ahy  teo amin'ny fiainanao aho, fa raha nanontany ny ankamaroan'ny egytiana aho, dia hoy izy ireo hoe fa maninona moa no tsia.. fa maninona izy no tsy tokony hitondra? Tsara izy! tsy mahalala olona hafa fotsiny izao zareo. Tsy mahalala zavatra hafa ankoatry ny sakafo haniny eo ambony latabatra ihany ny ankamaroan'ny Egyptiana mahantra, ary izany no mahatonga azy ireo tsy dia miasa saina ny amin'izay hitondra. Toa  vitsy isika no tsy mila azy.

Nandefa hira milaza toy izao ihany koa i Ibn Ad Dunia [7]:

Amin'ny maha mpivazivazy ahy eto amin'ny ( mety ho) lahatsoratry ny blaogiko momba ny zava-niseho omaly mikasika ny fanindronana an'i Sharek [8] miaraka amin'ny Gamal sy ny ny ho avin'i Egypta, ny tanora sy mazava , omeko anao ny hiran’ i Mohsen el Sayad ho voninahitra ho an'ny mpanao politika mahay, NDP mpitifitra mafana, mpilaza mahay, mpihaino liana ary koa mety ho mpitarika an'i Egypta amin'ny ho avy

- mankafiza!

Tsy mino i Tariq Ez AlDen [9] fa hahavita ny andrasana aminy i Sharek :

لكن واقع الحال أننا عندما أردنا استطلاع رأي بعض الشباب في الشارع حول مبادرة جمال مبارك وجدنا أن أيا منهم لم يسمع بها

قد يكون الأمر صدفة بطبيعة الحال، ولكن هناك شواهد أخرى تشير إلي الاتجاه ذاته، فالمجموعة المشاركة في توجيه الأسئلة إلي جمال مبارك على “فيس بوك” بلغ عدد أعضائها قبيل اللقاء حوالي 3500 عضو، بينهم مؤيدون ومعارضون للحزب الوطني.

في مقابل ذلك فإن مجموعة مثل “شباب 6 ابريل” وهي المجموعة التي تكونت على “فيس بوك” لتأييد الإضراب العام في مصر يبلغ عدد أعضائها أكثر من 74000 عضو.

Raha nanontany santionana tanora Egyptiana antonontony izahay ny momba ny fandraisana an-tanana ataon'i Gamal Mubarak, dia milaza izy ireo fa mbola tsy naheno an'izany mihitsy.

Mety ho fifandrifian-javatra izany nefa koa misy fanambarana hafa; ao amin'ny Facebook, ny tarik'i Sharek [10], nahatratra mpikambana 3,500 talohan'ny fihaonana voalohany teo amin'ny mpanohana sy ny mpanohitra ny NDP, kanefa eo andaniny, ny vondron'ny 6 Aprily [11] izay namorona ny filaharamben'ny 6 Aprily roa taona lasa izay dia efa nahatratra mpikambana 74,000

Farany, manana fanontaniana vitsivitsy apetraka amin'i Gamal Mubarak i Ahmed Al Sabbagh [12]:

هل فكرت للحظة أن تصبح مواطناً مصرياً قبل أن تحكم المصريين؟

هل فكرت أن تمارس طقوس أى مواطن مصرى من وقوف فى طابور العيش والجرى وراء الأوتوبيس من إمبابة حتى الجيزة، وعبور المجارى الطافحة، وشرب مية النيل وأكل الفول، ودفع فاتورة المياه والكهرباء والتليفون والإنترنت والغاز ومصاريف المدارس ؟

هل شربت ولو لمرة واحدة من حنفية المياه القادمة مباشرة من النيل إلى فُم المعدة بكل ما تحتويه من قاذورات وطمى وكائنات حية ومواد كيماوية تصلح لخوض حرب كيماوية ضروس لو تم تحويلها لأسلحة .. لكنها تنزل فى بدن المواطن المصرى فتسمه وتهريه وتليف كبده لترفع نسبة الفشل الكلوى فى مصر إلى أعلى معدلاته عالمياً وسط إنهيار الذمم وعويل الغلابة .. وهل لجأت كما لجأ بعض المواطنين إلى تركيب فلتر للمياه فإكتشفت أن الفلتر إتسد منذ اليوم الأول وإمتلى بالأوساخ السوداء والطحالب والبكتيريا والعطن ؟

هل ركبت أتوبيس 112 من ميدان الجيزة لتذهب إلى قصر القبة متخطياً رخامة الكمسرى الذى ما أن يراك حتى يصرخ فى وجهك : الأوتوبيس فاضى جوه يا جمال .. لتدخل إلى أوتوبيس يضم من الكتل البشرية شكلاً معدلاً لعلبة سردين منتهية الصلاحية .. وهل نالتك من الشتائم والسباب من تلك السيدة التى دائماً ما تتواجد فى طرقة الأوتوبيس بعد أن تنصل المجتمع من تقدير المرأة منشغلاً برفع شعارات تمكين المرأة وحريتها؟

هل جربت البحث عن شقة إيجار قديم لتقضى ريعان شبابك كعب داير بين السماسرة والوسطاء وولاد الحلال حتى تكتشف أن الأربعين داهمتك ولا تملك من أسباب الجواز سبباً واحداً ؟

هل عملت فى شركة قطاع خاص وعدتك بمرتب كبير ثم إكتشفت أن هذا المرتب الكبير لن يسمح لك بالحصول على شقة حتى لو ظللت تدخره طوال 140 سنة ؟

هل شعرت للحظات أنك تحتاج للهروب من هذا البلد حتى لو فى قارب عبر البحر المتوسط وحتى لو كان مصيرك فى بطن حوت من كتر ما رأت عينك من الذل والمهانة والإحباط واليأس فى بلد عمر حضارته 7000 سنة أصبح يستورد القمح بحشراته بعد ما علم البشرية كيف يزرع الأرض ؟

Efa mba nisaina ny ho olon-tsotra Egyptiana ve ianao alohan'ny hahatongavana ho filohanay?

Efa mba niaina toy ny Egyptiana ve ianao; nitsangana nilahatra miandry mofo, mihazakazaka manenjika fiara fitateram-bahoaka, miampita arabe difotry ny rano maloto, nisotro ny ranon'i Nil, nihinana tsaramaso, nandoa rano, herinaratra, antso an-tariby, angovo, aterineto, ary saram-pianarana? Efa nisotro rano tamin'ny paompy [fantsakana] izay avy amin'ny Nil avy hatrany niaraka tamin'ny loto izay tena mety mihitsy ho an'ny ady ara- tsimika? Efa mba nanandrana ny nody any aminao nandeha fiara fitateram-bahoaka? Efa nandeha nivoaka nitady trano hofaina ka tsy nanao kiraro ve ianao?Mba nandany ny hatanoranao ve ny fitadiavana sy ny fivezivezena anmin'ny fitadiavana etsy sy ery ka nahatonga anao ho 40 taona mbola manontany tena hoe fa maninona aho no hanambady? Efa mba nanatona ny asa an-tery vozona amin'ny toeram-piasana amin'ny sampana tsy miankina amin'ny fanjakana ve ianao ka nampanantenaini'zy ireo karama be? efa tsapanao ve fa na mahatahiry ny karama be anao mandritry ny 140 taona aza ianao tsy mahavidy trano akory? Efa tsapanao ve ny hoe mahamaika anao ny hitsoaka an'ity toerana ity amin'ny sambo ary hisedra ny fahafatesana sy ny henatr'olona? Efa mba tsapanao ve ny fahadisoam-panantenana, ny fahakiviana, ny henatra ary ny ambany ato amin'ity toerana efa nahita ny sivilizasiona efa 7000 taona lasa?