Nandresy tamin'ny vokatra ankapobeny tamin'ny fifidianan'ny 30 Aogositra ny Antoko Demokratikan'i Japan (DPJ) [1], izay namarana ny 50 taona maherin'ny fitondrana tsy ankizaran'ny Antoko Liberaly Demokraty (LDP) [2] nanomboka tamin'ny 1955. Ny fandresen'i Yukio Hatoyama- mpitarika ny DPJ dia noraisina ho toy ny fiandohana vanimpotoana vaovao amin'ny politika Japoney. Lavitr'izay ho vokatr'izy ity eo amin'ny fifaneraserana Sino-Japoney [3], mety hahaliana ihany ny mahita ny fanehoan-kevitry ny vahoaka Sinoa manoloana ny fiovana ara-politikan'ny firenena mifanila aminy.
NeiC [4] ao amin’ny forum Tianya dia nampitaha ny mahazo ny LDP amin’ny an'ny Antoko Kaominista Sinoa (CCP):
自民党被赶下台单独成栏的有三
1.“铁饭碗”不复存在
2.老龄化严重
3.住房问题尖锐
50年,不长不短的时间,我党也正好成立60周年。不得不让人不做比较~
1. Ny “Iron bowl” dia tsy misy intsony
2. Ny olan’ny fahanterana dia miharatsy
3. Ny olan'ny toeram-ponenana manaikitra
Vitamin214 [5] dia namerina namoaka tsikera iray avy amin'ny ifeng.com [6] momba ny valin’ny fifidianana tany Japana ao amin’ny forum Tianya. Ny lahatsoratra miteny fa ny fifidianana tany Japana dia itaràfana ny fivoaran’ny politika demokratika liberaly izay mivoatra avy ao anivony ihany. Na dia eo aza izany, ao amin’ny fitsikerana, maro ny tsy nanaiky. Ohatra, guolurens [5]niteny
自我纠正能力 ???
日本经济已经低迷了快20年了,日本也不是觉得民主党怎么样,只是觉得自民党实在没有办法忍受了,就算是民主党上台,日本的问题还是没有办法解决
Efa nitambotsotra ny toekarena Japoney tato anatin'ny ny 20 taona teo ho eo. Tsy dia manam-pahatokisana loatra ny ao amin’ny DJP ny Japoney, nasehon'izy ireo fotsiny hoe tsy zakany ny tsy fahombiazam-pitantanan'ny JDP . Nefa kosa, na dia ny Antoko Demokratika aza no eo amin'ny fitantànana, tsy mbola misy vahaolana ny olana any Japana.
Kabaico [5] koa dia niteny,
有区别吗,不过是美国肯尼迪家族和布什家族的翻版而已,这个家族不行就换那个家族,弄来弄去都是那帮大名家族在把持政权,所谓的更换政党也只是两个政党之间重新分配权力吧。
Guolurens [5] nanampy,
就好比是在中国电信,中国联通之间选,没有本质的差别
Ao amin’ny Qiangguo Luntan [7], Sinoa mpampiasa aterineto iray mieritreritra fa, [8],
日本的总统一年一换, 再好的民主制度都是不正常的,也是注定要爆发内乱的.哈哈