Tantara tamin'ny 06 Aogositra 2009
Fipoahana bomba: nahafatesana olona sivy tany Indonesia
Nisehoana asa fampihorohoroana indray tao indonezia [naotin'ny tonia:tamin'ny volana jolay]. Bomba roa no nipoaka tao Jakarta renivohitra indonezia tamin’ny zoma lasa teo. Araka ny voalazan’ ny vavolombelona dia tamin’ny 07:40...