Tantara tamin'ny 05 Aogositra 2009
Kenya:Liona vita amin'ny ‘fibre de verre’ hiverina ho ‘Sauvage’ any Nairobi
Raha tandindonin-doza ireo liona any Kenya ary mitohy mihena ny isan'izy ireo, nisy hetsika iray ho famoriam-bola sy fanairana ny sain'ny rehetra mikasika ireo liona natao tamin'ny 17 Jona 2009 tany Nairobi.