- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hetsik'ireo mponina eran-tany ho an’Irana

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Fanoherana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Zon'olombelona

united11

Tamin’ny Sabotsy 25 Jolay 2009, ireo Iranianina sy ireo tsy tsy Iranianina dia nivondrona ao anatin’ny United4Iran [1] ary nandray anjara amin’ny hetsika fanohanana ny fitakian’ireo Iranianina ho amin’ny fahalalahana sy ny zon’olombelona.
Sary sy horonan-tsary maro momba ireo fotoana ireo no nampakarina anaty aterineto.

Hamburg/Germany:

Washington/U.S.

London/UK

Ny hetsika teo alohan’ny Ambasadin’ny Repoblikia Islamika tany Londra

Saharlar dia manoratra [2] fa ny polisy dia nandrava hetsika iray tany Dubai taorian’ny 30 minitra ary nitazona ireo balôna maitso nentin'izy ireo. Ilay mpitoraka blaogy koa dia namoaka [2] sary momba ity hetsika ity.