- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Firaisan-kinan'ny mpivarotra

Sokajy: Zimbaboe, Toekarena sy Fandraharahàna

Mpivarotra eto Zimbaboe, miray hina [1]” hoy ny lohateny lehibe tao amin'ny blaogin'i Kutabana. “Izao no tatitra avy amin'ny olona iray monina ao Harare : Anio tolakandro manodidina ny tamin'ny 2 sy sasany, dia nahita mpivarotra nifanjevo aho, nanary ny entam-barotr'izy ireo ary nihazakazaka namonjy ny ainy. Akaikin'ny Greenwood Park no nitrangan'izany.”