Tantara tamin'ny 05 Jona 2009
Myanmar: Rava ilay fiangonana bodista manan-tantara
Nirodana nandritra ny asa fanavaozana azy ny fiangonana bodista iray, olona 5 farafahakeliny no maty ary mpiasa sy mpanao fivahinianana masina maro no naratra. Ny fiangonana ao Danoke taorian'ny fianjerany...
Ejipta: Fanentanana hanohitra ny famoràna zazalahy
Tamin'ny2008 i Ejypta no namoaka lalàna iray mandràra ny fanapàhana atao amin'ny vehivavy (FGM) [toy ny famoràna amin'ny lehilahy izy io] . Nisy vondrona mpitoraka blaogy iray androany nanomboka fanentanana...
Niger: Mitsipaka ny fanalavana ny fe-potoana fiasan'i Tandja
Miakatra ny tosi-dra any Niger taorian'ny soson-kevitra nataon'ny filoha Mamadou Tandja hanao fitsapan-kevi-bahoaka, izay raha lany, dia hamela ny filoham-pirenena hanova ny lalàm-panorenana hahafahany manalava ny fe-potoana hiasany, izay efa...
Tontolo Arabo: Fa inona no andrasan'i Arabo?
Mpitoraka blaogy roa avy amin'ny lafin-tany arabo roa samihafa no mikamenona amin'ny zavatra iainan'ireo arabo, manomboka any amin'ny Ranomasimbe ka hatrany amin'ny Gôlfa . Ny iray manontany hoe mandra-pahoviana isika...