Sina: manampy an'ilay mpandroso sakafo nahafaty mpiasam-panjakana iray ireo mpampiasa aterineto
Deng Yujiao, mpandroso sakafo iray mipetraka any amin'ny faritanin'i Hubei nanindrona antsy mpiasam-panjakana iray ary nandratra iray hafa raha nanohitra ny fikasan'iretsy farany ny hanao firaisana ara-nofo taminy. Ny resaka mandeha eo anivon”ny aterineto dia tsy misy fitserana manoloana ilay razana fa manohana amin'ny ankapobeny an'ilay vehivavy 21 taona, amin'ny filazana azy ho Yang Jia iray vaovao nijoro tamin'ny fahamarinana.
Lehibe ao amin'ny birao fampiroboroboana ny fampiasam-bola ao Canton i Deng Guida, ilay lehilahy maty. Nandeha niaraka tamin'ny namany roa izy mba hanararaotra fanorana tao amin'ny Dream City, ary tany no nahitany ilay mpandroso sakafo. Nangataka ‘fikarakarana manokana’, midika hoe ‘filàn'ny nofo’ izy io any Sina, izy ireo saingy nolavina izany.
Raha ny voalaza dia namoaka vola taratasy avy tany am-paosiny i Deng Guida ary nokapohiny tamin'iny ny lohan'ilay tovovavy. Nahatsiaro menatra noho izay fihetsika izay, ary niezaka nandositra nivoaka ny trano i Deng saingy indroa natosik'ilay niharam-bono ho eo ambony sezalava iray izy. Nahita antsy ilay tovovavy ka notsindroniny ny tendan'ilay lehilahy, nitarika ny fahafatesany sy nandratra ny iray tamin'ireo namany.
Fotoana fohy taorian'izay dia niantso ny polisy ilay vehivavy ka nitolo-batana hotanana an-tranomaizina.
Vantany vao vaky ny resaka dia niteraka avy hatrany resa-be teny amin'ireo toerana falehan'ny besinimaro. Ny voalohany dia ny fahafantàrana raha tokony ho raisina ho fiarovan-tena ny fihetsik'ilay tovovavy. Na dia misy amin'ireo mpahay làlana aza no manaiky fa mety ho meloka izy, ny sasany ao amin'ny Xing-Dao Daily, gazety mpampita vaovao any Hong Kong, kosa miady hevitra:
邓贵大要求邓玉娇提供“特殊服务”,邓玉娇不从,使用暴力手段,两次将邓玉娇按倒在沙发上,已构成强奸行为,且该不法侵害正在进行,并即将邓玉娇的人身造成严重损害。邓玉娇的防卫行为,是在情况紧急,精神高度紧张的情况下采取的自卫行为…不负刑事责任。
Nangataka ‘fikarakarana manokana’ ilay mpiasam-panjakana, nefa nolavina! Natosiny tamin-kerisetra ho eo ambony sezalava i Deng, izay fihetsika azo lazaina ho saika hanolana azy. Nisy izany ny fanohintohinana ny zo maha olona an'i Deng ary saiky niteraka ratra lehibe teo aminy. Fiarovany ny tenany izany ilay famonoany tamin'ny antsy ary noho ilay tranga tao anaty hamehana….tsy tokony tondroina ho meloka izy!
Maro tamin'ireo mponin'ny aterineto no nanandra-peo momba an'i Deng. Yi Li in Tianya dia nitondra fanamarihana momba ny vaovao, manao hoe,
邓玉娇,你是好样的。敬佩你,支持你,向你学习。望保重。
Ankoatra izay, ny tantarany dia voasoratra anaty lahatsoratra fohy amin'ny teny Sinoa tranainy izay ampiasain'ireo mpahay ny tantara fahiny hiraketana ho ohatra ny nasehon'ny olona iray nanam-pahasahiana. Ho an'ireo mahay tsara ny Sinoa, ity ilay lahatsoratra:
邓玉娇者,荆州巴东人也,美而烈,以修脚为业。
一夕,浣纱于室,野三关镇吏黄德智、邓贵大、邓某相携寻欢不遇,见玉娇,遂破门而入,欲强狎焉。玉娇严词斥之,邓贵大怒,鞭面以币,曰:吾辈多金,岂惧汝不从哉。玉娇不顾,贵大愈怒,乃按其于卧塌,强起,复按之,三者相视而笑。玉娇羞愤,遂操细刃刺之,三创而毙,德智复犯,玉娇又刺之,重创,邓者大惧,不敢前。玉娇乃投刃自首于官。
jy_xyp dia milaza fa:
娶女如此,此生足已!!!!
Zava-tsarobidy ny fahadiovana [ maha-virjiny] any Sina, ary maro ireo tantara maneho ny fomba niarovan'ireo vehivavy ny haja sy voninahiny. Eto ny teo-po nidera tovovavy iray niaro ny fahadiovany dia miharo fankahalàna ireo mpiasam-panjakana mpanao kolikoly ihany koa.
Ao amina'ny People.com, i Sun Xiaobo mpitoraka blaogy iray dia manontany hoe:
一是这些官员哪里有那么钱?因为在争执中,被刺死的邓贵大曾从怀中拿出一沓钱抽打邓某的头部,一个靠工资过日子的公务员哪来的那么多钱,而且一点也不怜惜。到底是公款,还是腐败得来的。官员为何热衷于去娱乐场所?为何热衷于特殊服务?
Ahoana no ahafahan'izy ireny mandeha matetika any amin'ny toeram-pialamboly toy izany sy adala tafahoatran'ny ‘fikarakarana manokana’ toy izao?
Mpitoraka blaogy, mponin'ny aterineto sy avara-pianarana maro no niara-nanao hetsika ho fanohanana an'i Deng Yujiao. Taratasy iray misokatra ho an'ny daholobe manentana ny rehetra handefa ny teny fampaherezana avy amin'izy ireo ho an'i Deng, izay migadra ankehitriny, no hita any anaty aterineto any milaza an'i Deng ho ‘heroine’. Maro koa anefa ireo nihevitra fa mety ho lalaovin'ny polisy ny porofo [ny tena zava-misy marina] mba hanampiana ny fitsarana hanameloka an'i Deng.
Tamin'ny tatitra sava-ranonando, nambara fa i Deng dia tsy dia milamina ara-tsaina loatra. Sady koa, nolazain'ny polisy fa ny fitaovana nampiasain'i Deng dia antsy fandidiana voankazo fa tsy ny fitaovana fikarakarana hoho tokony hampiasainy amin'ny asany rehefa mikarakara ny hohon'ireo mpanjifany. Momba io teboka iray io, ny mpitoraka blaogy Zhou Zhongming dia nanoratra lahatsoratra iray:
首先,他们故意不提招商办官员用钱打修脚女的细节.
其次,他们将自卫工具修脚刀换为水果刀.这看似细微的差别,所能形成的造案效果却不可低估:用修脚刀自卫,说明是在工作被挑戏激愤慌张中自卫,用水果刀则不同,洗脚物包间通常不会有,这就为构陷修脚女”折出拿刀再返回刺杀”埋下伏笔.这样就使显而易见正当防卫往故意杀人上靠.
Voalohany, tsy miresaka mihitsy ilay antontam-bola taratasy ny polisy!
Faharoa, Lazain'izy ireo fa antsy fandidiana voankazo ilay fitaovana, fa tsy fikarakarana hoho! Efa misy fahasamihafàna kely izay satria ilay izy fitaovana fikarakarana hoho, ary maneho izany fa tao anaty fisavoritahana ilay tovovavy no niaro ny tenany tamin'izay zavatra tratry ny tànany teny. Raha antsy fandidiana voankazo ilay izy, midika izay fa nandeha naka ilay antsy tany ananona tany ilay tovovavy ary namono ilay mpiasam-panjakana fa tsy fihetsika fiarovan-tena tsotra fotsiny
再次,他们声称在修脚女的包里查出治疗抑郁症的药.这一招最狠毒:可以维护官员的形象;又可以将修脚女投入精神病院折磨,谁都知道进政治精神病院是比死刑恐怖千百倍的事.
Manome sarisary momba izay heveriny ho fehin-kevitra havoakan'ny polisy ilay mpitoraka blaogy: ilay tovovavy, noho ny aretin-tsainy sy ny fahavononana hamono, dia nanatsatok'antsy ireo mpiasam-panjakana roa taminà antsy efa nomanina indrindra ho amin'izany.
Dia ho marina ve ny filazàna toy izany? Miandry izay valin-teny farany avy amin'ny polisy ny mponin'ny aterineto rehetra.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...