- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ezypta: Nodimandry ny lahimatoa amin'ny zafikelin'ny filoha

Sokajy: Fahasalamร na, Fitantanam-pitondrana, Tanora, Vaovao Mafana

Nindaosin'ny fahafatesana tao amin'ny hopitaly iray tany Paris rehefa narary tao anatin'ny fotoana fohy ny lahimatoa amin'ny zafikelin'ny filoha Ezypsiana Hosny Mubarak antsoina hoe Mohammed.
Haingana ny fanehoam-pihetseham-po nataon'ny mpamaham-bolongana noho ny fahafatesan'ity zaza 13 taona ity – nefa tsy nahenoana ny akony velively tamin'ny haino aman-jerim-panjakana raha vao niely ity vaovao ity.

Hoy i Zeinobia nanoratra tato [1]:

Now it was announced he was dead and he died there after an operation or even may be in the operation room. May be he suffered from a tumor that no one noticed except when it was too late and was spread ๐Ÿ™
It has not been announced on the Egyptian TV yet strangely,the TV is acting as if nothing has happened, may be they have not receive the orders yet .
I feel so sad for him.
May Allah bless his soul , he was just 13 years old and it is enough that he is in heaven now. My condolence to his family regardless of what I think about them.

Ankehitriny dia nolazaina fa taoriana na nandritra ny fotoana nandidiana azy no nahafatesany. Angamba binabina (fitomboana taova tsy manara-penitra fa haingana loatra) no nahavoa azy saingy tara loatra vao tsikaritra ny fitomboana tafahoatra ๐Ÿ™
Mahagaga fa tsy mbola nolazaina tamin'ny televiziona Ezypsiana ity vaovao ity, nataon'ny fahitalavitra tahaka ny tsy misy ity vaovao ity, mbola tsy nahazo baiko angamba izy.
Malahelo noho ny aminy aho.
Hitahy ny fanahny anie i Allah, vao 13 taona monja izy ka ampy izany hahatonga azy any an-danitra. Mirary fampiononana ho an'ny fianakavany aho na dia eo aza ny hevitro momba azy ireo.

Namaham-bolongana momba io ato [2] i Nawara :

ุฑุจู†ุง ูŠุฑุญู…ู‡ ูˆูŠุตุจุฑ ุงู…ู‡ ูˆุงุจูˆู‡ุŒ ุงู„ุชู„ูุฒูŠูˆู† ุงู„ู…ุตุฑูŠ ู…ุง ุฌุงุจุด ุณูŠุฑุฉุŒ ุณุงุนุงุช ุงู„ุจู†ูŠ ุงุฏู… ู…ู† ูƒุชุฑ ุญุฑุตู‡ ู…ุน ุบุจุงูˆุชู‡ ูŠุจู‚ู‰ ุฌู„ูŠุงุทุŒ ูŠุนู†ูŠ ุงู„ูˆู„ุฏ ุชูˆูุงู‡ ุงู„ู„ู‡ุŒ ุฑุญู…ุฉ ุงู„ู„ู‡ ุนู„ูŠู‡ุŒ ู…ุด ูŠุฐูŠุนูˆุง ุฎุจุฑ ูˆูŠุนุฒูˆุง ุนู„ู‰ ุงู„ุงู‚ู„ ุงู…ู‡ุŸ ู…ูƒุชู…ูŠู† ุนู„ู‰ ุงูŠู‡ุŸ ู†ูุณูŠ ุงูู‡ู… ุนู‚ู„ูŠุฉ ุงู„ุงุจูŠุถ ูˆุงุณูˆุฏ ูˆู…ุณู„ุณู„ ู‡ุงุฑุจ ู…ู† ุงู„ุงูŠุงู… ุฏูŠ ุญ ุชุฎู„ุต ุงู…ุชู‰ุŒ ุฏูˆู„ ู„ุณุฉ ู…ุง ูˆุตู„ูˆุด ู„ู„ุชู„ูุฒูŠูˆู† ุงู„ู…ู„ูˆู†ุŒ ู‡ูˆ ููŠู‡ ุญุงุฌุฉ ุจุชุฎุชููŠุŸ
ุงู‡ูˆ ูƒู„ ุงู„ู†ุงุณ ุนุฑูุช ุงู‡ูˆ ูˆู‚ุงู„ุช ูˆู‡ู… ู…ุฎุจูŠูŠู† ุฎุจุฑ ุงู„ุฏู†ูŠุง ูƒู„ู‡ุง ุนุฑูุชู‡
Hitahy ny fanahiny sy hanome faharetana ho an'ny ray aman-dreniny anie Andriamanitra. Tsy mbola nolazain'ny fahitalavitra moa ny vaovao. Indraindray moa dia adala mihitsy ny olombelona ka mahatonga azy hanaotao foana. Fa angaha dia tsy mba hitondra fampiononana ho an'ny fianakaviana izy ireo? Fa inona no afeniny? Mbola tsy azoko ihany ity fijery raha tsy fotsy dia mainty ity. Efa sarotra anie ankehitriny ny manao tahaka izao ka manafim-baovao amin'olona e! Andeha izatsy izy, efa mahafantatra avokoa ny rehetra ka inona indray ny mbola afenina?

Ary farany, ankehitriny moa dia tsy ampy ny manaraka bolongana fotsiny. Twitter koa mba manan-kolazaina.

@NoraYounis [3] niteny:

Mubarak's grandson, Mohammed 13years, dies of brain hommerage!

Maty noho ny fivontosan'ny atidoha ny zafikelin'i Mubarak, Mohamed, 13 taona.

@ShadySamir [4] nanampy:

Everyone. If you're against Mubarak please don't take it out on a dead 13 year old boy. This makes you worse than a tyrant.

Ho an'ny rehetra. Raha manohitra an'i Mubarak ianao, aza ny fatin-jaza 13 taona no hanamparanao izany. Mahatonga anao ho ratsy noho ny mpanao jadona izany.

@BentMasreya [5] nanaiky:

I'm sorry for that too ๐Ÿ™ Allah yer7amouh) [May God have mercy on him].

Malahelo noho io ihany koa aho ๐Ÿ™ Allah yer7amouh) [hamindra fo aminy anie Andriamanitra].

Ary hoy i @tercowas [6]:

A child death breaks any heart ๐Ÿ™

Mahavaky fo hatrany izany zaza maty izany.

Tarek Amr [7]