- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Tatitra sy lahatsary mikasika ny fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday

Sokajy: Tanzania, Sarimihetsika, Teknolojia

White African [Afrikana fotsy] manapariaka mikasika ny Grid [griazy] [1] izay rohy mampifandray ireo finday any Tanzania sy ny Hello Africa [Manakory Afrika] lahatsary manadihady izay fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday.