Tantara tamin'ny 16 Mey 2009
Fifidianana Karana Indiana 09 : Niray safidy hanamafy ny fahamarinan-toerana
Ity lahatsoratra ity dia tafiditra ao amin'ny Fitantarana manokan'ny Global Voices ny fifidianan'ny Karana Indiana 2009 Tonga avokoa ny valim-pifidianana avy any amin'ny vazantany efatra any India ary dia mazava...
Afrika: Tatitra sy lahatsary mikasika ny fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday
White African [Afrikana fotsy] manapariaka mikasika ny Grid [griazy] izay rohy mampifandray ireo finday any Tanzania sy ny Hello Africa [Manakory Afrika] lahatsary manadihady izay fomba ampiasan'ny mponina any Afrika...