- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia : Tatitra fanampiny mikasika ny fipoahana nitranga tany Moskoa

Sokajy: Rosia, Tontolo_iainana, Vaovao Mafana, Voina

Indreto tatitra hafa fanampiny mikasika ilay doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 : Andrei Kharlanov izay sady nametraka lahatsary [1] ao amin'ny Youtube no nitatitra nivantana tamin'ny alalan'ny Twitter @andreikharlanov [2] izay narahin-tsary koa;  Mpivoy LJ [LiveJournal] q-u-a-t-t-r-o [3] (monina 1.5 km ny toerana nitrangan'ny voina dia nanatona akaiky dia akaiky mba hitatitra : 600 m monja), tatitry eparhial [4] mpivoy LJ, unter_dem_meer [5] mpivoy LJ,  just-koka [6] mpivoy LJ, logra [7] mpivoy LJ, erofeeva [8] mpivoy LJ.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa [9]]