- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia : Fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa

Sokajy: Rosia, Tontolo_iainana, Vaovao Mafana, Voina

Manapariaka sary mitatitra ny doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 May ireo mpiblaogy Rosiana. Tsidiho ireo blaogy samihafa anivon'ny LiveJournal :  buchwurm [1]goodwine [2], principiale [3]maroot [4]volland [5]. Misy koa lahatsary napetraky HorseWhispererRF azonao jerena [6] ao amin'ny YouTube.