Tantara tamin'ny 09 Mey 2009
Masedonia: Lasa fomba fanao ny fankalazana ny ‘Sakura’
Nankalazaina tany Skopje, any Masedonia, tamin'ny 25 Aprily ny Sakura, fankalazàna isan-taona ny famelanan'ny ‘cerisiers’ izay fomba fanao any Japana. Somary taraiky kely ihany ny daty nofinidy raha ampitahaina ny...
Irana: ho fiarovana ireo Baha’i vitsy an'isa
Voatsindry hazo lena hatramin’izay ireo Baha’i vitsy an'isa, ary hita ho toa miharatsy izany toe-javatra izany. Tsy ela akory izay dia niampanga mpitarika fito tao amin’ny sampam-pitsikilovana Baha'i ny manampahefana...
Iran: Tsy hisy mofomamy omena ny vehivavy Iraniana amin'ny andro natao ho azy ireo
Na tsy mankato ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy aza ny governemanta Iraniana ary nanàkana ireo vehivavy mafana fo niketrika sy nanoman-javatra ho fankalazana io andro io efa ho 30...
Jordana: Manakaiky ny fitorahana blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana
Nanombola ny Blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana, fandraisana andraikitra nataon'i Qwaider efa hatramin’ny taona 2008. Ny 12 Marsa isan-taona no andro nofidian'ireo mpitoraka blaogy Jordaniana na tsia, entina...
Myanmar: rivo-mahery vaika nandrava an'i Mandalay
MgHla no nanoratra tamin'ny 6 May 2009 fa nandravarava an'i Mandalay, renivohitra fahatelo any Myanmar ny tadio. Sary avy amin'ny bolongan'i MgHla Hoy izy nanoratra: “After I attended a seminar,...
Ekoatora:Araha-maso ny kalitaon'ny gazety
Ratsy ny fifandraisana nisy teo amin’I Filoha Ekoatoriana Rafael Correa sy ireo mpampita vaovao ary ireo mpanao gazety ao amin’io firenena io. Mety ho ratsiratsy kokoa izany ato aoriana kely,...