Tantara tamin'ny 06 Mey 2009
Amerika: Valin-kafatry ny faritra manoloana ny otrik'aretina H1N1
Na dia tany Meksika aza no nisy ny foiben’ny fihanahan’ny otrik’aretina H1N1 , mitady làlana hisorohana sy hanoherana azy ireo firenena hafa manodidina. Mijery akaiky amin’izay ataon’ny governemanta any aminy...
Siria : Fanehoan-kevitra taorian'ny fanapàhana (=didy) navoakan'ny Tribonaly manokana momba an'i Libanona
Ny Tribonaly manokan'ny Firenena Mikambana momba an'i Libanona dia nandidy androany ny hamoàhana malalaka ireo olona efatra voarohirohy tamin'ny raharaha famonoana ny Praiminisitra Libane teo aloha Rafiq Hariri, tamin'ny 14...
Iran: Novonoina ho faty i “Voafonjan'ny loko”
Novonoin'ny fitondram-panjakana Iraniana tamin'ny Zoma maraina tamin'ny faha-23 taonany ny tovoavy 23 taona antsoina hoe Delara Darabi Delara Darabi , izay voaheloka ho namono olona tamin'ny faha-17 taonany ary notazonina...