05 Mey 2009

Tantara tamin'ny 05 Mey 2009

Fifidianana Indiana 2009: Andriamanitra sy ny Firenena

  05 Mey 2009

Ny fifidianana ataon'ny indiana amin'izao fotoana izao dia nampivoitra fa misy triatra lalim-paka eo amin'ny valaben'ny resa-pinoana no amin'ity firenena ity. Ireo blaogy dia samy nameno ny azy amin'izao zava-mampiahiahy toa marina , toa tsy marina rehetra izao momba ireo fanenjehana ara-pivavahana ao anatina firenena iray izay ahitana mpino marobe...

Pérou : Raki-pahatsiarovana an’i Amazôna

  05 Mey 2009

Noho ny antony maro samihafa dia mitahiry fahatsiarovana ny olona rehetra ka ohatra amin’izany ireo sary, ireo ampahan-tsary mihetsika izay matetika no natao ho an’ny tena manokana. Matetika, mipirina any amin’ny fitoeran’entana any ireo zavatra ireo, tsindraindray monja vao ifampizaràna amin’ny olona hafa. Kanefa dia mety ho taratasy fototra ho...