Tantara tamin'ny 28 Febroary 2009
Kore : fitontongan'ny ekonomia, orinasa iza no manam-bintana indrindra ny ho velona
Raha nanantena ny maro amintsika fa hifarana tsy ho ela ny fitontongan'ny ekonomia dia hita fa mbola ady haharitra ela izy ity. Mampihena ny isan'ny mpiasa ny orinasa na mampidina...
Ejipta : Ny fihetsiketsehan'ny mpianatra
Nanamarika ny tantaran'i Ejipta amin'izao vanin'andro izao ny zava-nitranga nahamenatra niseho ny 21 febroary 1946. Tamin'izay andro izay dia mpianatra an-jatony nanao fihetsiketsehana teo amin'ny tetezana mitsingevana Abbas Bridge no...
Angaredon’ny mpamaham-bolongana Arabo manohitra ny Jodaisma ao Jerosalema
Nesorin'ny fitondra-panjakana israelianina ny mponina Arabo ary narodan'izy ireo ny tranony tao Jerosalema, tsy handalo fotsiny ity raharaha ity ho an'ny mpitoraka bolongana. Niantso ny mpitoraka bolongana iray hafa mba hanendry herinandro iray hanipazana bolongana mahakasika an'i Jerosalema.
Eritreritra mamono: Endriky ny ditra ara-nofon’ny Ejipsiana
Mba afaka mampitsahatra ny herisetra ara-nofo ao Ejipta ve ny Facebook groups, ny T-shirts mpanohitra fanadalana, ny bolongana, ny lahatsoratra, ny mpitoraka bolongana, na ireo tia fihetsiketsehana? Tsy azoko eritreretina aloha raha izay hoy i Wandering Scarab (ilay kadradraka mirenireny).