Tantara tamin'ny 15 Febroary 2009
Hong Kong: Nihemotra ny volavolandalàna momba ny fifidianana…………. Resak'alika izany!
Raha toa ka ny fifanarahana tahaka ny filan-kevitry ny fifidianana no nanjary “adin’alika” eo imason’ireo ikoizan’ny lalana , Inona kosa ary izany no anjara asan’ny filan-kevitra momba ny fifidianana? Eny fa na dia ny tanjaky ny adin’alikan’ireo mpanao lalana LSD aza dia rava, mety hisy fanarenana mendrika ao amin’ny lamina tsy ara-demokratika ve ny ady hevitra eo amin’ny filan-kevitry ny fifidianana?
Andro manokana StValentin: Misy ny fitiavana ve eny amin’ny lanitry proche Orient?
Raha misy dikany anarivony ny sary iray, dia io no sarin'i Cece, izay miorina anelanelan'i Bahrain sy Kuwait, nalefany amin’ny bolongana mba hamehy ny fahatsapany mikasika ny fetin’ny mpifankatia (saint...
Madagasikara: Mampihorohoro an'Antananarivo ny tsaho
Simban'ny krizy politika efa mandratra an'i Madagasikara amin'izao fotoana izao Marina sy ny fahafaha-miteny. Mandeha ny fandrahonana ary miely ny tsaho, manampy trotraka ny fampihorohoroana tsy mampilamina sy tsy mampitombina...
Andron'ny mpifankatia, tatitra manokana: Fitiavana be avy any Ejypta
Ity no fotoana iray amin'ny taona izay hanomboanareo hino fa ny fiainana dia saika voninkazo sy sokola . Irery na olon-droa, mpomba na mpanohitra ny andron'ny mpifankatia dia samy tsy...
Korea: Antony fito hametrapetrahan'ny vehivavy anao
Misy hafatra iray manintona milaza antony fito mahatonga ny lehilahy ho voapetrapetraky ny vehivavy rehefa miresaka fotoana sy manome torolàlana ihany koa ny amin'ny fomba tokony hataonao lehilahy hisorohana an'izay...
Kambojia: Tatitra miampanga ireo sangany ho mangalatra
Global Witness, fikambanana iray tsy miankina amin’ny fanjakana any Londres dia namoaka tatitra hoe Country for Sale [Firenena amidy] tamin’ny 5 Febroary 2009. Mampitandrina izany tatitra izany fa mety hitontongana...