- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sina: Mbola mba misaintsaina ireo ‘zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa’ ve ny governemanta?

Sokajy: Shina, Fahasalamàna, Lalàna, Politika, Sakafo, Tanora, Vonjy Voina

Voafafa tsikelikely niaraka tamin'ny fikatonam-baravaran'ny orinasa Sanlu ny fampitam-baovao momba ny trangan'ny ronono voapozina tany Sina. Tamin'ny Desambra 2008, nanambara ny tetika iaingàna ho fanonerana izany  ny governemanta Sinoa, na izany aza anefa, fahadisoam-panantenana ho an'ny maro tamin'ireo tra-doza no nisy. Ary araka ny tatitry ny gazety mpiseho ao Hong Kong (Mingpao [1]), maro ireo raiaman-dreny izay nadnroso soso-kevitra tamin'ny voalohandohan'ny Janoary 2009 fa nosamborina avokoa mba hanakombonana ny vavany.

Tatika “fanonerana” avy amin'ny governemanta

Ny vaovao avy any an-toerana (any sina [2]) dia nitatitra fa ny totalim-bola ho  “fanonerana” dia tafakatra any amin'ny RMB 4 miliara (0,4 miliara <!– /* Font Definitions */ @font-face {font-family:”MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-alt:”MS 明朝”; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} @font-face {font-family:”\@MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} /* Style Definitions */ p.MsoNormal, li.MsoNormal, div.MsoNormal {mso-style-parent:””; margin:0cm; margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:12.0pt; font-family:”Times New Roman”; mso-fareast-font-family:”MS Mincho”;} @page Section1 {size:612.0pt 792.0pt; margin:70.85pt 70.85pt 70.85pt 70.85pt; mso-header-margin:36.0pt; mso-footer-margin:36.0pt; mso-paper-source:0;} div.Section1 {page:Section1;} –> ) any ho any, izay ifampizaran'ny governementa sy orinasa 22 hafa. Ny anjaran'ny governementa (RMB 2,3 miliara) dia homena mivantana ny tobim-pitsaboana mba handoavana ny saram-pitsaboana ireo tra-doza. Ny “fanonerana” nomanina ho an'ny fahafatesana vokatry ny melamine dia tafakatra hatrany amin'ny RMB 200 000 (20 000 <!– /* Font Definitions */ @font-face {font-family:”MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-alt:”MS 明朝”; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} @font-face {font-family:”\@MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} /* Style Definitions */ p.MsoNormal, li.MsoNormal, div.MsoNormal {mso-style-parent:””; margin:0cm; margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:12.0pt; font-family:”Times New Roman”; mso-fareast-font-family:”MS Mincho”;} @page Section1 {size:612.0pt 792.0pt; margin:70.85pt 70.85pt 70.85pt 70.85pt; mso-header-margin:36.0pt; mso-footer-margin:36.0pt; mso-paper-source:0;} div.Section1 {page:Section1;} –> ). Ho an'ireo izay tratran'ny aretin'ny voa mafimafy kokoa, io vola io dia RMB 30 000 (3 000 <!– /* Font Definitions */ @font-face {font-family:”MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-alt:”MS 明朝”; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} @font-face {font-family:”\@MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} /* Style Definitions */ p.MsoNormal, li.MsoNormal, div.MsoNormal {mso-style-parent:””; margin:0cm; margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:12.0pt; font-family:”Times New Roman”; mso-fareast-font-family:”MS Mincho”;} @page Section1 {size:612.0pt 792.0pt; margin:70.85pt 70.85pt 70.85pt 70.85pt; mso-header-margin:36.0pt; mso-footer-margin:36.0pt; mso-paper-source:0;} div.Section1 {page:Section1;} –> €). Ho an'ny aretina tsy dia atahorana loatra, ireo tra-doza dia mahazo RMB 2000 (200 <!– /* Font Definitions */ @font-face {font-family:”MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-alt:”MS 明朝”; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} @font-face {font-family:”\@MS Mincho”; panose-1:2 2 6 9 4 2 5 8 3 4; mso-font-charset:128; mso-generic-font-family:modern; mso-font-pitch:fixed; mso-font-signature:-1610612033 1757936891 16 0 131231 0;} /* Style Definitions */ p.MsoNormal, li.MsoNormal, div.MsoNormal {mso-style-parent:””; margin:0cm; margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:12.0pt; font-family:”Times New Roman”; mso-fareast-font-family:”MS Mincho”;} @page Section1 {size:612.0pt 792.0pt; margin:70.85pt 70.85pt 70.85pt 70.85pt; mso-header-margin:36.0pt; mso-footer-margin:36.0pt; mso-paper-source:0;} div.Section1 {page:Section1;} –> ) ho fiantohana ny fitsaboan-tenany atsy ho atsy any amin'ny toeram-pitsboana. Ny raiaman-dreny sasany,  ireo voakasink'ilay fanomezana RMB 2000, dia nandà ny hanao sonia ny fanekena fanonerana.

Niditra tamina adihevitra ireo mpitoraka blaogy, Wuhangmin [3] ohatra dia nitsikera toy izao :

早就有人指问题奶粉的赔偿方案不公正,既没有患者代表参加,赔偿金额也不尽合理。而如今在赔偿方案启动后暴露出来的问题,更是令人费解。“结石宝宝”究竟有否免费救治?倒底有多少“结石宝宝”享受到了免费政策?为何报道中提及的患儿都是在自掏腰包自费救治?不知道国家规定免费治疗后是否下拨了专项资金,如果有,这笔资金究竟是如何使用的?为何还有家长要自掏近5万元看病?

Maro ny olona nanamarika ny maha-tsy ara-drariny ilay fanonerana ny vokatr'ilay tranga-na ronono voapoizina: tsy voasolotena ny tra-doza  ary ny vola ho fanonerana dia ambany sy tsy rariny loatra. Fanampin'izany, tsy mazava tsara ny ho vokatr'ilay fanaovana sonia ilay fanonerana. Ohatra, ho tsaboina maimaim-poana ve ireo “zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa”? Firy amin'ireo “zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa” ireo no hahazo tombon-tsoa amin'izany fepetra izany? Nahoana ireo haino aman-jery maro no mitatitra niantoka ny fitsaboana ny zanany ireo tra-doza ireo hatrizay? Hisy sampan'asa na mpandrindra ho foronin'ny fitondrana foibe ve ho famatsiana vola ny saram-pitsaboana? Raha izany, ahoana no hanomezana ireo vola ireo? Fa nahoana no nisy raiaman-dreny sasany tsy maintsy nandoa saram-pitsaboana RMB 50 000?

Manahy amin'ny hanaovan'ny governementa fanahy iniana amin'ny fampitarazohana io “processus” io i Mu mian 7 [3]:

政府不是信誓旦旦的表态吗,现在呢?怎么都没反应。他们只会拖延时间 ,让民众遗忘这件事,达到最后不了了知的结局,政府和企业皆大欢喜,民众只能偷偷地流眼泪!!!

Moa tsy naneho ny fanohanany (an'ireo tra-doza) ny governementa? Aiza izany amin'izao fotoana izao? Tsy misy fepetra tsinjo intsony. Mangatak'andro lava sy maka fotoana ry zareo, ary dia hadinon'ny olona io tantara io. Avy eo dia tsy hisy hahalala na iza na iza ny amin'izay niafaràny, ary dia  samy hitsinjaka na ny governementa na ireo orinasa, raha toa ka  hitomany mangina kosa  ny vahoaka!!!

Liu Changfeng [4],  sinoa iray hafa mpitoraka blaogy, dia mametraka ny resaka ho ao anaty valan'ny ara-dalàna:

政府部门与有关企业达成协议,匆匆出台补偿标准。尽管表达出了相当的诚意,但在不少人看来,赔偿标准显然是低了很多,大大超出人们的预料。从政府的本意来说,显然是为了尽快促成赔偿的实施,尽早消除事件的负面影响。但无论如何,此举都无法让公众信服。一方面,就当下的经济形势而言,在不少并非当事人的网友看来,这个赔偿标准都低得有些离谱,赔偿标准的合理性有几多?公众无法不对其提出疑问。另一方面,法庭的审判只认定了的违法行为,而对受害者的赔偿只字不提。作为司法干涉的最后也是最关键的环节,赔偿问题并非来自司法部门的解释,而是来自政府官员的说法。那么,赔偿标准究竟该由法律认定还是由政府行政决定?公众质疑的是行政决策究竟能否代替法律审判?

Nalaky tokoa ny nahavitàn'ny governementa sy ireo orinasa voakasik'izany ny famaritana ny haben'ny vola ho enti-manonitra. Na dia toa maneho fahamatorana avy amin-dry zareo aza izany manoloana ireo tra-doza, mbola ambany lavitra noho izay noeritreretina ilay onitra.  Mazava fa te-hametra ny  faran'izay haingana indrindra ny onitra ny governemanta mba hanakelezana araka izay tratra ny voka-dratsin'ity raharaha ity. Na izany aza, tsy nandresy lahatra ny vahoaka izany hetsika izany. Amin'ny lafiny iray, raha raisina ny tontolo ara-toekarena ankehitriny araka izay fahitan'ireo mikirakira aterineto azy dia tena ambany noho izay tokony ho izy ilay onitra.  Afaka hamarinina ve ireo onitra ireo? Nefa koa ny vahoaka tsy ahahita irika ara-dalàna hanontaniana momba ilay drafitra. Amin'ny lafiny iray hafa, ny fanapaha-kevitry ny fitsarana dia tsy nanao afa-tsy ny nanamarina ny endrika maha “criminel” ity zava-nitranga ity, ary tsy nanisy teny mihitsy momba ny onitra ho an'ny tra-doza. Farany, ny drafitra ho fanonerana dia avy amin'ny fandraharahan'ny governemanta fa tsy avy amin'ny to,tolon'ny fitsarana akory. Koa an'iza ny fanapahan-kevitra farany? Ny fitsarana sa ny fandraharahan'ny governemanta? Misalasala (doute) ny vahoaka raha afaka misolo ny fanapahan-kevitry ny fitsarana ny fanapahan-kevitry ny governemanta.

Hatramin'izao andro izao, zaza eo amin'ny 290000 no ahitàna  fambaran'aretina mifandray amin'ny fanapoizinana avy amin'ny melanine. 51900 no niditra hopitaly ka 154 tamin'izany no mijaly mafy amin'ny aretin'ny voa ary 11 tamin'ireo no maty.