Tantara tamin'ny 20 Janoary 2009
Malezia: Maka lesona avy tamin'ny tondra-drano nandravarava
Nahatratra ny faritra maro tany amin'ny firenena Sarawak any Malezia tamin'ny herinandro farany teo ny tondra-drano. Mihoatra ny 8 000 ny olona tany amin'ny Distrikan'i Bau no nafindra ho amina...