- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Fihaonana politika nahazo olona be fa mihahenjana ny tady

Sokajy: Madagasikara, Fanoherana, Politika, Vaovao Mafana

Mpamaham-bolongana Malagasy roa no nitantara an-tsary sy nitantara ny fizotran'ny fihaonam-be politika teto Antananarivo rehefa mihahenjana ny tady eo amin'ny Ben'ny tanĂ nan'Antananarivo Andry Rajoelina sy ny filoha Marc Ravalomanana [1] mitondra amin'izao fotoana izao noho ny fanakatonana tobim-pahitalavitra an-toerana iray [2] (mg). Avylavitra namoaka ny sary manontolon'ny fihaonana [3] ary Jentilisa kosa nitantara tamin-kitsim-po [4] ny fizotran'izany (mg).

Lova Rakotomalala [5]