- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Tohin'ny Prison Break, fandoroana ny fonjan'Ambalatavoahangy

Sokajy: Madagasikara, Lalàna, Vaovao Mafana, Voina

Taorian'ny fahavakisana fonja misesisesy nanerana an'i Madagasikara [1] tamin'ny herinandro, dia notaterin'i Jentilisa fa may ny fonja hafa any Toamasina ( morontsiraka atsinanan'i Madagasikara) [2] omaly ( 13 Janoary) [mg]. Nitatitra ny fisian'ny setroka mitakovona sy ny feom-basy 5 ny nanatrimaso. Mbola hofantarina moa ny anton'ny setroka sy ny feom-basy.

Lova Rakotomalala [3]