- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ankapobe: Fihetsiketsehana manohana an'i Palestina

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Frantsa, Irlandy, Kanadà, Libanona, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Saripika, Teknolojia

Mitsangana hanohana an'i Gaza izao tontolo izao. Anjato arivony (an'hetsiny hoy isika) ireo olona amin'ny vazantany efatra nanao fihetsiketsehana nandritra izay dimy andro izay. Hatrany Boston ka hatrany Beirota, Le Cap ka hatrany Caracas, maro ireo olom-pirenena naneho ny firaisankinany amin'i Gaza.

indreto ary misy rakitsary izay notovozina tao amin'ny  Flickr [1]:

[2]

Osama Al-Eryani [2], Calgary

infomatique [3], Dublin

[4]

Alalettre [4], Paris

[5]

Jewish Voice for Peace [5], Seattle

[6]

farfahinne [6], Beirut

[7]

Hamza Daoui [7], Boston

Ny Electronic Intifada [8] koa moa dia eo ampanangonana ny fanehoan-keitry ny olona manerantany koa vakio.

Jillian York [9]