Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

01 Janoary 2009

Tantara tamin'ny 01 Janoary 2009

Iran: gazety lasibatry ny ady any Gaza

Nakaton'ny fitondrana iraniana ny gazetin'ny fanavaozana, Kargozaran. Bolongana sy vohikala vaovao maro no nitatitra fa lasa lasibatra noho ny krizy any Gaza ny Kargozaran.  Navoakan'ny Kargozarn manko ny fanambarana nataon'ny fikambanan'ny mpianatra (Tahkim Vahdat) izay “manameloka an'isiraely sy ny vondrona mpampihorohoro miafina sy mialokaloka any an-tsekoly sy hopitaly any (Gaza)”....

Ireo lahatsoratra be mpamaky indrindra teto amin'ny Global Voices taona 2008

Manakaiky ny 3 000 000 ny isan'ny nitsidika ny Global Voices tamin'ny 2008, ary ireto ny sasany tamin'ny tantara nalaza nandritra iny taona nivalona iny.

Nahatratra ny taona vaovao i Global Voices!

Nandalo fanavaozana maro dia maro sy mahafinaritra ny Global Voices tamin'iny taona nivalona iny ary hanao ny tamberina izany ny tale mpanantanteraka.

Palestina:Ny filàzan'ireo mpitoraka blaogy ny tahotra

Tsy arak'izay noeritreretina, fa dia blaogu mivoaka foana avy ao Gaza mivoatra manaraka ny zava-misy, ary ireo mpitoraka blaogy dia mampita hatrany ny famaritan'izy ireo ny tahotra iainany noho ny fanafihan'ny israeliana. Exiled dia milaza fa tsy isan'ireo maherifo izy: على قيد الحياة ولكني لست بخير وقد اكون في اي...