- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaika, Kiobà, Etazonia: Kiraro iray eny an-tanana

Sokajy: Amerika Avaratra, Amerika Latina, Karaiba, Etazonia, Jamaika, Kiobà, Ady & Fifandirana, Fanoherana, Fifindràmonina, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Tsidika

Mamahana avy any Jamaika, Annie Paul [1] no milaza an'i Muntadar al-Zaidi (Ilay mpitoraka kiraroan'i Bush) ho ny  “Olon'ny taona”, fa “izy no nanana aingam-panahy (mampisy aingam-panahy) indrindra tao anatin'ny taona vitsivitsy izay”, ary nanamarika ihany koa: “Fa tokony deraina tamin'ny valinteniny fohy ihany koa i Bush…” Manana izay lazainy ihany koa ny Review of Cuban-American Blogs [2] sy Yohandry's Weblog [3] (ES).