- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torkia: Momba an'i Volombavamena manontolo

Sokajy: Tiorkia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Lalàna, Tantara

Amin'izao resaka mpijirika (izay ity voambolana ity vao tadidiko) manintona ny lohateny lehibe amin'ny haino amanjery izao dia manome leson'ny tantara amin'ny lahatsoratra iray i Talk Turkey [1] miresaka momba ilay Amiraly Ottoman iray antsoina hoe Barbarossa (Volombavamena) izay fantatra kokoa amin'ny maha-mpijirika azy ary manontany hoe: “Mety ho eny anivon-dranomasina indray ve ho hahitana ny ady manaraka?”