- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kambôdza: Sary voarara

Sokajy: Kambodza, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Saripika

Noraran'ny [1] sampan-draharaham-panjakana misahana ny sarimihetsika any Kambôdza ny mpikarakara hetsika ara-kolontsaina iray tsy hampiseho sary manangona voalavo, ny sarin'ny mpitarika ny mpanohitra  Sam Rainsy ary saripikan'ny olona milahatra ho any Phnom Penh hitaraina amin'ny Praiminisitra.

Mong Palatino [2]