Juan Dominguez no milaza ny fifanekem-piaraha-miasan'ny olo-tsotra any Shilia manao gazety mitambatra sy ny televiziona vaovao any Shilia CNN Chile [es] [1], ka anisan'ny tafiditra ao anaty fiaraha-miasa ny fandraisana anjaran'ny olo-tsotra manao gazety ao amin'ny televiziona.
Shilia: CNN sy gazetin'olo-tsotra
· Mpanoratra Eduardo Avila Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Amerika Latina, Shily, Media sy Fanoratan-gazety