- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Isiraely: Fomba fijery ny fampinonoan-dreny amin'ny riba jiosy

Sokajy: Israely, Fivavahana, Hevitra, Lalàna, Sakafo, Tanora, Tantara, Zavakanto & Kolontsaina

Ao amin'ny “ Fampinonoan-dreny sy ny Jodaisma: Nahoana ny renin'i Mosesy no tsy nametraka tavoahangy (biberao) tao amin'ny lakanjozoro ,” Hannah Katsman ao amin'ny Green Prophet no manazava [1] ny mahazava-dehibe ny fampinonoan-dreny teo amin'ny lalàna jiosy sy ny nentin-drazany raha oharina amin'ny fiaraha-monina any Isiraely amin'izao fotoana izao.

Maya Norton [2]