Tantara tamin'ny 11 Desambra 2008
Iràka: Tsy Amin'ny Eid na Fotoana Hafa Manokana Mihitsy ny Saina
Eo ampanamarihana ny Eid Al Adha, amin'izao fotoana izao ny Miozolomana manerantany, fetim-pivavahana izay manamarika ny faneken'i Abrahama hanao sorona ny zanany (naotin'ny mpandika teny malagasy: Ismaela io ho an'ny Silamo fa Isàka kosa ho an'ny Jiosy sy ny Kristiana) sy ny famaranana ny fivahiniana masina atao any Lameka (...
Palestina: Saribakoly Mpampihorohoro
"Inona ny kilalao mety hahafinaritra ny zanakao indrindra amin'ity taona ity noho ny kilalalo mitovy amin'ny mpampihorohoro Al-Qaeda?" hoy ny mpamaham-bolongana palestiniana Amerikana Nawal avy amin'ny Bloggin ' Banat. Notsehan'i Maya ny tantaran'ity saribakoly, novolavolaina araka ny fanaon'ny Lego, ary niteny hoe nahoana moa no tsy ho tonga eny ampelatanantsika izy ity.
Isiraely: Fomba fijery ny fampinonoan-dreny amin'ny riba jiosy
Ao amin'ny “ Fampinonoan-dreny sy ny Jodaisma: Nahoana ny renin'i Mosesy no tsy nametraka tavoahangy (biberao) tao amin'ny lakanjozoro ,” Hannah Katsman ao amin'ny Green Prophet no manazava ny mahazava-dehibe ny fampinonoan-dreny teo amin'ny lalàna jiosy sy ny nentin-drazany raha oharina amin'ny fiaraha-monina any Isiraely amin'izao fotoana izao. Maya Norton
Taiwan: Nanala ankeriny ny frezy dia polisy
Vao maraina be ora vitsivitsy lasa izay dia voaesotry ny polisy an-keriny niala tao amin'ny Kianjan'ny fahafahana ao Taipei ny hetsiky ny “frezy dia”n'ny mpianatra [tatitra amin'ny teny Shinoa eto (zh)] . Nanao fitokonana mitohy nandritra ny iray volana teo manko ny mpianatra taorian'ny hetsi-panoherana teo amin'ny Biraon'ny Fitantanana (ny tanànan'i) Yuan ho...
Goadelopa: Lafo loatra ny lasantsy, mikatso ny nosy
Taorian'ilay fikatsoana tanteraka nitranga tany Goyana Frantsay, dia anjaran'i nosy Karaiba Frantsay ao Goadelopa indray no nifoha tamin'ny torimasony. Ilay nosy miendrika lolo ampifanohizan'ny tetezana tahaka ny “le Pont de la Gabarre” sy ny “le Pont de l'Alliance” no voly tanteraka tamin'ny andaniny roa: Grande-Terre sy Basse-Terre. Gwada ao amin'ny ...