- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ezypta: Famaritana ny fampihorohoroana

Sokajy: Ejipta, Fanabeazana, Tanora, Zavakanto & Kolontsaina

Mpamaham-bolongana Ezypsiana City Bird [1] no nanao ity lahatsoratra manaraka ity:

قالت مدرسة الرسم : ارسموا موضوعا عن الإرهاب
رسم الطفل هذا الرسم
قالت المدرسة : إيه الهباب اللي انت راسمه ده؟؟ إحنا عايزين ملتحين بيقتلوا الناس
Nampanao sary ny mpianany ny mpampianatra iray ka momba ny fampihorohoroana izany.
Ary nanao io sary eo ambony io ny iray tamin'ny mpianatra.
Dia niteny Ratoa: Fa sary inona koa ity ataonao ity? Sarin'olona be volombava mamono olona tsy manantsiny no tadiavinay (hataonareo).