- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bangladesh, India: Sary momba ny fiainan'olona serôpôzitifa

Sokajy: Amerika Avaratra, Amerika Latina, Etazonia, Frantsa, Indonezia, Korea Atsimo, Venezoela, Fifidianana, Politika

Mpanao gazety mpaka sary malaza Bengali Shahidul Alam no manao tamberina [1] ny asan'i Dayanita Singh [2], mpaka sary Karana iray efa nadrombaka ny amboara tamin'ny fakana sary. Maneho ny “Fiainana serôpôzitifa” mitondra ny tsimok'aretina VIH na “Positive Lives”, fampirantiana ny setriny ataon'ny olona momba ny VIH/SIDA moa izany tamberina izany.