Tantara tamin'ny 07 Desambra 2008
Lahatsary: Sary manao ahoana no hanokatra ny masonao hiaro ny zon'olombelona?
Hankalazaina amin'ny 10 desambara ho avy izao ny faha_60 taona ny fanambarana ny zon'olombelona, ary ny ekipan'i Witness'The Hub dia nametraka lahatsary iray hamaliana ny fanontaniana: Sary manao ahoana no hanokatra ny masonao hiaro ny zon'olombelona? Efa aty amin'ny serasera moa amin'izao fotoana izao ny lahatsary (hataoko hoe Volongana) ka amin'izy ity dia manasa antsika izy ireo handray anjara amin'ny alalan'ny fanehoana sy fitenenana amin'izao tontolo izao ny herin'ny sary mahatonga antsika hifantoka amin'ny resaka zon'olombelona.
Philippines: Bolongana nampiseho zava-mahavariana
Any amin'ny firenena izay tsy mitsahatry ny mihena isan-taona ny tetibola atokan'ny fanjakana ho amin'ny fampianarana, dia maresaka fandre isaky ny fidiran'ny taon-tsekoly ny tsy fahampian'ny trano sekoly, na dabilio,...
India: Ry Isiraely malala, tiavo i Kashmir
False Dichotomies an'i Alex Stein no ao nahazo taratasy iray avy any Kashmir, Misaotra azy noho ny nitaterany ny vaovao tany Mumbai (Bombay). Toy izao no vakiny: “Noraisina ary horaisina...
Bangladesh, India: Sary momba ny fiainan'olona serôpôzitifa
Mpanao gazety mpaka sary malaza Bengali Shahidul Alam no manao tamberina ny asan'i Dayanita Singh, mpaka sary Karana iray efa nadrombaka ny amboara tamin'ny fakana sary. Maneho ny “Fiainana serôpôzitifa”...