Ezypta: Boky amerikana

Ny mamaham-bolongana Ezypsiana Asmaa Yasser – Dawneto no manoratra ny zavatra niainany tao amin'ny famakiam-bokin'i Mubarak ho an'ny daholobe:

اعتدت منذ صغرى على الذهاب الى هناك.. الى مكتبة مبارك_الموجودة بشارع مراد بالجيزة_للقراءة واستعارة بعض الكتب..أحبها جدا لأنها تحوى الكثير من الكتب التى شكلت جزء من تفكيرى ووعيى فى فترة طفولتى

ما لفت نظرى هو ما رأيته فى المرات الأخيرة التى ذهبت فيها الى هناك وكنت بصحبة أصدقاء لى كبار وصغار..وجدنا رفوف جديدة فى قاعة الصغار عليها مجموعة من كتب وقصص الأطفال والتى تبدو هيئتها الجديدة والجميلة من على بعد..لفتت نظر الأطفال فأشاروا الينا ان نذهب لنراها عن قرب..وجدناها صادرة عن عدة دور نشر و وجدنا هذا الشريط المطبوع أسفل أغلفتها..شريط أبيض مكتوب عليه بوضوح “من الشعب الأمريكى”..أظنها جزء من المعونة على شكل ثقافى..أحببت أن تشاركونى رؤيتها وما تكون لدى من خواطر حول ذلك.
Mahazatra ahy, hatramin'ny fahakeliko, ny mankao amin'ny famakiam-boky ho an'ny daholobe Mubarak Public Library, izay miorina ao amin'ny lalana Mourad any El Guiza. Tena tiako tokoa ny nankao satria ny boky hitako tao dia nanefy ny mahaizaho ahy sy ny fomba fisainako.

Fa tamin'ny nakanesako faramparany tao niaraka tamin'ny namako, no nanamarihako talantalana vaovao tany amin'ny efitra natokana ho an'ny ankizy, ary milamina koa ny boky eo amboniny. Tonga koa moa ny madinika indrindra taminay dia nahamarika io koa ka nitarika anay mba hijery eny koa. Ary teo no nahitako fa misy ny sarim-pamantaran'ny USAID izy ireo. Ary dia nieritreritra aho fa anatin'ny fandaharan'asa  fanampiana tsy voasokajy ao ho ara-tafika ireo boky ireo, fa manana endrika kolonotsana kosa indray. Ary dia zaraiko aminareo ny eritreritro momba ireo boky vaovao ireo.
كان اول تلك الخواطر شعور داخلى ببعض الحزن..كثيرا سيتفق معى على أننا لا نحمل عداءاً للشعب الأمريكى ولكن عداءنا الحقيقى للسياسة الأمريكية.. ولكننى فى نفس الوقت لم أرتضى داخليا ان يصل أطفالنا الى مرحلة تهدى اليهم فيها الثقافة كمعونة او هدية وليست حتى من خلال برنامج تبادلى بيننا وبينهم تنتقل فيه كتب الاطفال من هنا لهناك والعكس
nalahelo aho tamin'ny voalohany sa… satria miara-manaiky aminareo izahay fa tsy dia manana fankahalana  ny vahoaka amerikana loatra,  fa ny tena halanay dia ny politikan'ny raharaham-bahinin'ny fitondrana Amerikana … saingy tena tsy tiako kosa eto ny nanolorana ireto boky ireto tamina endrika fanampiana na tolotra fa tsy tamin'ny alalan'ny fifanakalozana ara-kolontsaina.
ولكن ما ان مررت على بعضها حتى وجدت ملمح اخر يميز الكثير منها..ملمح كثيرا ما وجدته واضحا لى فى معظم الانشطة القادمة الينا من الغرب او باشرافه

كثير من كتب المجموعة على هذه الشاكلة..هى معانى راقية ولكن الا تلاحظون كم هى مفصولة عن مرجعيتنا الاسلامية..فليست هناك اشارة ولو بسيطة الى ربط قيمة كالتسامح عند الطفل بحب الله له او بقدوة فى تاريخنا القديم او الحديث..يمكن تبرير ذلك بان الطبيعى لكاتبة لا تدين بالاسلام_على قدر ملاحظتى_ان لا ترجع الامور اليه..لكن النقطة الهامة هنا هى انهم _واحتملوا منى شيئ من نظرية المؤامرة المدروسة:)_ يمدون الينا يد العون بكتب مهداة الينا تحمل بداخلها قيم فى اصل اسلامنا وهويتنا ولكنها مفصولة عنها .
Fa arakaraky ny nanombohako namaky ireo boky ireo koa no nananako fahatsapana hafa. Ary izany fahatsapana izany dia iraisana amin'ireo asa ara-kolontsaina izay aobndrana eto amintsika avy any amin'ny tandrefana sady eo ambany fanaraha-masony rahateo.

Manana haja sy fahendrena tokoa ireo boky ireo, saingy izy rehetra ireo dia tsy mifanaraka amin'ny fomba fisainana silamo. Tsy nahitako na dia iray aza nanandratra ny amin'ny famelan-keloka ohatra ho an'ny finoantsika sy ny lova napetraky ny kolontsaintsika. Normal ihany izany satria tsy Silamo tsinona ny mpanoratra ary izay no tena mahaliana ahy – ary miala tsiny aho amin'ity ahiahy amin'ny fisiana famelezana ambadika ity 🙂 – fa natao hanasaraka ny haja sy ny fomba fisainantsika amin'ny finoana silamo ananantsika ireo boky ireo.
نجد أنفسنا امام أمرين اما التفاعل بوعى مع كتب وقصص كتلك واما الابتعاد عنها مؤثرين السلامة واللجوء الى الحلول الأسهل كحصر مجال القراءة على الانتاج ذى الطابع الاسلامى المباشر..أجد نفسى بالطبع مع الحل الأول وهو التفاعل معها وعدم غلق اعيننا واعين اطفالنا عنها لكن مع وعينا وحرصنا على ان نربطها لهم باسلامنا وهويتنا واخلاق نبينا وقدواتنا بشكل محبب بل و يروها فينا واقعا يعاش من حولهم
Ary eto ampamarana dia manana safidy roa isika, na hanapa-kevitra hamaly amim-pahendrene nyamin'ireo boky ireo na manao izay hanalavirana ny ankizy tsy hikasikasika azy ireo  ary mametra ny vakinteniny ho amin'ny boky Islamika ihany. Fa izaho kosa dia mandray ny safidy voalohany mamela ny ankizy hamaky ireo boky ireo saingy miezaka kosa etsy andaniny mametraka ao an-tsainy amin'ny alalan'ny  fampitahana sy amin'nyfomba itiavan'ny ankizy ny mihaino azy  ny hasin'ny fisainana islamika sy ny fampianaran'ny Mpaminany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.