Maro amin'ny mpamaham-bolongana Ezipsiana no very bolongana… Moa ve niniana naaton'ny mpampiatrano vohikala ireny bolongana ireny sa misy tanana tsy hita maso milalao any ambadiky ny sehatra?
Tsy hitan'ilay Ezipsiana vavy Epitaph ny bolongany tamin'ny volana oktobra. Andro vitsy taorian'izay dia nanao izao fangatahana manaraka izao tany amin'ny Blogger mpampiatrano vohikala ny mpamaham-bolongana Mohamed Al Gohary na President IRC miaraka amin'ny mpamaham-bolongana Ezipsiana 20 hafa, ary toy izao ny votoatin'izany fangatahana izany:
We are a group of Egyptian bloggers really bothered by the blockage of the two-year-old blog “Epitaph_87″ ( http://www.epitaph-87.blogspot.com/) along her gmail account (epitaph87@gmail.com), since October, 4th , 2008. She has sent you her problem and requests on Google Help Center and Blogger Support, but in vain. We wish that you'd help us retrieve that blog and account and answer the requests of our fellow blogress, sending you from (epitaph_1987@hotmail.com), and hopefully ASAP!
Thank you
Misaotra tompoko
Tamin'ny 16 Novambra lasa teo indray dia nanoratra ny amin'ny fanjavonana bolongana faharoa i Tarek Amr avy ao amin'ny Global Voices Online:
It seems that it is not only third world regimes who block people's blogs. Apparently, Google's Blogspot has decided to join the bandwagon, and has blocked Nawara Negm's Blog (Tahyees [Ar]), without specifying any reasons.
Ankehitriny dia nanoratra momba ny bolongana iray hafa nanjavona ihany koa i Ahmed El Sabbagh:
وبعد شوية لقيت مدونة وينكى اتحذفت تماماُ. موقف مؤسف جداً أصبح من الوارد أن نتعرضمدونة وينكى له فى أى لحظة. أعلم إن حذف المدونة ليس نهاية العالم وأن وينكى .. بروحها الجميلة تستطيع أن تنشئ مدونة أجمل لكن الموضوع أصبح مؤلم وسئ جدا. أحمد البوهى إقترح ان نرسل جميعا رسالة الى بلوجر يوم 10 ديمسبر
We are Egyptian bloggers. Please stop blocking the Egyptian blogs without cause and intervention in the published materials without violation terms of use. Please do not take the position of unjustified supervisor with our blogs. WE WAIT FOR REPLY
Ary dia nanoratra ny fandraisana fepetra manokana ho fiarovana ihany koa izy ka nanoro ny handikana ny dika mitovy ny bolongana ao amin’ny solosaina:
يمكنك حفظ نسخة من مدونتك فى صورة ملف واعادة تحميلها فى حالة حدوث مشكلة مع مدونتك
الخطوات
ادخل على بلوجر درافت هيفتح لك صفحة الداشبورد هتلاقى فوق على اليمين الإختيار ده
Make Blogger in my Default dashboard
علم علي الاختيار ده .. كما بالشكل وبعدين إدخل صفحة الإعدادات هيظهر لك تلات اختيارات
Import Blog – Export Blog – Delete Blog
اختار إكسبورت أو تصدير لعمل ملف وحفظة على جهازك والان تستطيع اعادة مدونتك لبلوجر فى حالة حدوث مشكلة عن طريق امبورت – استيراد الملف
Sokafy ny drafitry ny Blogger rehefa tonga eo amin'ny fandrindrana ianao ary dia hahita rohy milaza hoe “Make Blogger in my default dashboard” ianao.
Safidio io ary mankanesa any amin'ny fandaharana (settings), manana safidy telo ianao eo: Import Blog – Export Blog – Delete Blog
Safidio ny Export Blog mba hamoronany dosie ao amin'ny solosainanao, ka raha tonga ny sanatria (olana) dia afaka mampiasa ny alaivo (Import) ianao hiverenan'ny bolonganao.
Fa nizara tamintsika ny tsiambaratelo ambadik’izao fanjavonana bolongana i Bella:
واليوم فتحت إيميلي كالعادة ووجدت رسالة من فريق جيميل تحمل عنوان مثير يحذر من اختفاء حسابي على جوجل وبالتالي اختفاء المدونة وبه لينك مطلوب مني الضغط عليه !!!! لااخفيكم اني فزعت من مجرد تخيل فقد مدونتي ومابها رغم أن لي نسخة على وورد بريس منها, وفكرت فوراً في استشارة أحد الاصدقاء ولحسن حظي وجدت الاخ العزيز محمد الجوهري على الماسنجر فأرسلت له نسخة من الرسالة وعرفني أنها خدعة يتم عن طريقة سرقة حساب الضحية على الجيميل ثم يتبعها فقد لمحتوى المدونة التي يقوم اللص بمسح محتوياتها.