- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tajikistan: Mihintsan-dravina sy ranom-potaka

Sokajy: Tajikistan, Tontolo_iainana, Vonjy Voina

Namoaka sary roa i Vadim [1] – ka ny iray maneho ny lanitra manga manjopiaka ambonin'i Dushanbe, renivohitry Tajikistan, ary ny iray hafa kosa maneho ny ranom-potaka avoakan'ny hidim-pantsona (rĂ´bine) izay mbola ao Dushanbe ihany.