- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Pakistana: Filohan'ny foko vonoin'ny mpitolona

Sokajy: Pakistana, Ady & Fifandirana, Politika, Teratany

Chowrangi no mitatitra [1] fa kendren'ny mpikatroka (antoko politika) ny filohan'ny foko maro any Pakistana: “Ny rafi-pandaminan'ny foko mihitsy no kendreny…Vonoiny izay mpitarika foko sy zokiolona ao aminy izay miasa ho an'ny goverinemanta ao an-toerana na mifandrairay amin'ny masoivohona antoko politika any amin'ny faritra misy azy.”