- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: ny lalàna 7-n'ny fihavaozana

Sokajy: Kenyà, Malawi, Fampandrosoana, Siansa, Teknolojia

White African no manoratra ny lalàna 7-n'ny fihavaozana [1] nosoratan'i Ethan : “Namoaka sombin-dahatsoratra nahatalanjona iray hafa indray i Ethan Zuckerman. Tamin'ity indray mitoraka ity dia ny fitondrana zava-baovao eto Afrika no resahiny sy ny fomba nitondrana azy noho ny fahavitsian'ny akora ampiasaina.”