- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Angola: Tononkalo ho amin'ny Blog Action Day

Sokajy: Angola, Haisoratra, Sakafo, Zavakanto & Kolontsaina

Namoaka ny tononkalony iray ho fandraisana anjara amin'ny Blog Action Day (indray andro ihetsehan'ny bolongana) i Admário Costa Lindo [1] [pt]. Tononkalo iray niainana momba ny hanoanana nosoratany tamin'ny taona 1974 io, ary ny dika teny anglisy io azo trandrahina io.