- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Okraina: BlogCamp Eoropa afovoany sy atsinanana 2008

Sokajy: Okraina, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia

Michelle Knisley ao amin'ny Greetings from Kyiv (arahaba avy aty Kiev) no mamelabelatra ny heviny [1] amin'ny BlogCamp 2008 ho an'i Eoropa atsinanana sy afovoany izay tontosaina ao Kiev any Okraina amin'izao fotoana izao.